Teny iditra tambiazina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ranom-by menamena misodika eny ambony ranomihandrona, na levona anaty tanimbary na miraikitra koa amin' ny vato milevina anaty vato, ka malaza ho ratsy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay pellicules ferrugineuses, qui flottent sur les eaux dormantes ou qui sont attachées aux roches couvertes d'eau [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/11