Teny iditra tambimbaviana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] vola na omby omen'ny ray aman-drenin-drazazalahy ny havan-drazazavavy mpanaraka hifanambady aminy [Rakotosaona 1972]

2009/09/01