Teny iditra tambina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra atao tohana hanamafy zavatra iray hafa fanampiny: Asio tambiny io toko io fa mila hiongana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/09/07