Teny iditra tambiny > tambỳ (vy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpiasa vy, mpanefy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An iron worker [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Forgeron [1.5]
Voambolana 

Teny iditra tambiny > tamby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Zavatra omena ny mpampivelona [1.78]
 Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra [1.1]
 Valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Prime [1.13]
Ohatra 
1Nefa inona izao no mba tamby azoko aminao? [2.445]
2livatra sy vola no nomena an-dRamahasarika ho tamby. [2.508]
Sampanteny 
 

Teny iditra tambiny > tamby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Riz paddy encore en gerbes qu'on donne en salaire aux moissonneurs (Dubois). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra tambiny > tambina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra atao tohana hanamafy zavatra iray hafa fanampiny: Asio tambiny io toko io fa mila hiongana [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra