Teny iditra tamboavoa (voavoa (voa))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivontosana amin' ny lalan' ny hozatra iray izay misy zavajavatra mavomavo ao anatiny: Ny atodintarina dia karazana tamboavoa ihany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ganglion [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

2014/01/25