Teny iditra tamboho (voho)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fefy tany atao manodidina ny fonenana [Rajemisa 1985]
   manda [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   an earthen wall or rampart, a breastwork [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   rempart en terre, muraille en pisé de terre [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   muraille [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny tamboho ity (2): Tambohobe, Tamboholava
Sary  

Teny iditra tamboho
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] tanimbary maina [Rakotosaona 1972]

2013/06/12