Teny iditra tambolina (volina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sangodin-drivotra, na rano na vovoka
¶ Enti-milaza zavatra mihorongorona lava, mitangolingolika
¶ Mandalo, fitangolikoliky ny tsinay. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/07/04