Teny iditra tampify (fify)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fierena anilan' ny zavatra; fiankinana amin' ny hafa noho ny tahotra na tsy fahampiana; toetran' ny zavatra miankina na mipetraka mifanoroka amin' ny hafa [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tampify
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] tehamaina [Rakotosaona 1972]

2012/09/07