Teny iditra tampisaka (fisaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifitsahana hiafina; firaiketana amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy
¶ Hataka efa dia misolelaka erỳ [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/07/04