Teny iditra tampody (fody)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fiverenana androtry ny niala ihany [Rakotosaona 1972]
 Teny ilazana ny fiverenana amin' ny toerana nialana ny androtr' iny ihany
¶ Fomba fanjairana mandroso sy miverina toy izao: atsofoka eo aorian' ny nivoahany ny fanjaitra, dia avoaka indray kosa eo alohan' ny nivoahany, ary dia toy izany hatrany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of setting out and coming back the same day [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de partir et revenir le même jour [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2012/09/07