Teny iditra tamy (amy)
Sokajin-teny   ny lasan' ny mpampiankin-teny
Famaritana malagasy   Filazana ny lasa amin' ny hoe: Amy: Tonga tamin' ny Alatsinainy izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   passé de amy [Abinal 1888]
Ohatra   Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [Rabezandrina: Ikotofetsy]

Teny iditra tamy
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   penetrated, entered
¶ to be at hand: Tamy i rainao (Your father is at hand) [Abinal 1888]
Dikanteny anglisy   on the point of arriving [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qui est sur le point d'arriver, qui arrive, qui survient: Tamy i sakaizanao (Ton ami est là) [Abinal 1888]
   proche, sur le point d'arriver [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   antomotra ~ madiva

Teny iditra tamy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Loaka, na hirika ataon' ny mpangalatra amin' ny rindrina
¶ Fananihana, fandrobana fananana amin' ny tsy ampoizina [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   trou pratiqué aux parois des cases pour y pénétrer et voler, escalade, effraction
¶ attaque soudaine des ennemis, surtout de nuit [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/02