Teny iditra tanambokovoko
Singan-teny tanana ; vokovoko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sari-na tsipika roa mifanapaka, na mandry izany (X) na mijoro (+) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Croix [1.13]
Ohatra 
1Misaotra, fa anisan' ny tanambokovoko manga aho, ka tsy misotro na dia. [2.5]
2Indro I Terezy kely mitsipatsipaka irery eo ambany tanambokovoko, tsy misy mpanaraka akory. [2.470]
3Rehefa vita io soratra io dia nokiahiny tanambokovoko teo ambany ary namboariny hoatry ny kintana io. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10