Teny iditra | tanan' akanjo | |
Singan-teny | tanana ; akanjo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritry ny akanjo manarona ny sandry [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Fivaditsoratra | anon-tanjaka, tanan' akanjo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |