Teny iditra tanantsotro
Singan-teny tanana ; sotro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitoerantsotro mihantona; haron-kely fasiana ny sotro, izay mazàna ahantona eo amin' ny andry afovoan-trano tsy lavitra ny fatana, na eo ambonin' ny fatana mihitsy [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27