Teny iditra tandapa (lapa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny olona manotrona ny Mpanjaka, na ireo miasa na mipetraka ao an-dapa mandrakariva [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy persons having the privilege of entering the palace without being summoned; courtiers. Compare tandonaka [Richardson 1885]
Fandikana frantsay officiers et employés qui allaient au palais [Abinal 1888]
Ohatra Dia nampanalain' ny mpanjaka ny manamboninahitra tandapa ka nilazany hoe: [Rabezandrina: Ikotofetsy]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31