Teny iditra tandomerina (tandomitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voan' ny aretina antsoina hoe tandomitra, nefa koa matetika ilazan' ny olona ilay aretina mihitsy io teny io: Voan' ny tandomerina ny zanako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Affecté d'une éruption cutanée provenant du froid [1.3]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20