Teny iditra tandonaka (lonaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Andriana na hova ka navotan' ny mpanjaka ary dia tonga mpanompony [1.1]
Ohatra Ary rahefa lasan' andriana ny fananany ny mati-maso, dia omeny ny andriana ny Tandonaka mifampizara ao izy. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31