Teny iditra tandrano (rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Tanosy] valamparihy [Rakotosaona 1972]
 tany nasondrotra hitanana ny rano [SLP 1986]
Famaritana frantsay digue, diguette [SLP 1986]

Teny iditra tandrano (rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ireo monina amoron-drano na eny an-keniheny [Rajemisa 1985]

2013/07/04