Teny iditra tandrina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fiambenana, fiandrasana, fampifantohana ny saina amana eritreritra amin-javatra anankiray; fanarahana, fanatanterahana didy na lalàna [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy cared for [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay attention, vigilance [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 surveillance soigneuse, observation des ordres donnés, des commandements [Abinal 1888]
 grand soin [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra 
1Ataovy tsara tandrina ny didy [Rajemisa 1985]
2Ratsy tandrina ny nanaovany ny ankizy [Rajemisa 1985]
3Amin'ireo mpikabary rehetra notantaraina, dia tandrina fa ny Ombalahibemaso no nahazo ny ambanilanitra faran' izay lalina. [Rahajarizafy: Kabary, takila 102]
4Mitsatsa faneno ny akanga / ambony trano Ramiadamanjaka / misondrotsondrotra kosa ny rahona / ambony trano raha mihary tsy tandrina / satriko aza mihary tsy tandrina [Fox: Hainteny, laharana 329]

2015/11/29