Teny iditra tandrohana (tandroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Petahana tandroka, izay ampiasaina ho toy ny vantozy amin' ny fitsaboana aretina sasantsasany
(trano) Asiana ilay hazo avo misampana antsoina hoe tandrotrano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tandrohana, tandrohako, tandrohanao, tandrohany, tandrohantsika, tandrohanay, tandrohanareo, tandrohan', tandrohan-, tandroham-, tandroha-
Ny lasa : notandrohana, notandrohako, notandrohanao, notandrohany, notandrohantsika, notandrohanay, notandrohanareo, notandrohan', notandrohan-, notandroham-, notandroha-
Ny hoavy : hotandrohana, hotandrohako, hotandrohanao, hotandrohany, hotandrohantsika, hotandrohanay, hotandrohanareo, hotandrohan', hotandrohan-, hotandroham-, hotandroha-
Filaza mandidy : tandrohy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20