Teny iditra tandry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Mitovy amin' ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken' ny saina firy, lasalasa ho azy [Rajemisa 1985]

Teny iditra tandry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (tsy dia fampiasa loatra) Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tandry
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] sahaza, antonona [Rakotosaona 1972]

2012/09/09