Teny iditra tangetsimitsara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] karazan-tangena entimamono [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra tangetsimipanga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31