Teny iditra tangirika (hirika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hirika, loaka kely migorobaka amin' ny rindrina na amin' ny fefiloha atao fandehanan' ny rano (jereo tangoroaka, izay ilazana loaka mangotana kosa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay soupirail, trou d'un mur, d'un souterrain, trou pratiqué aux digues pour le passage de l'eau [Abinal 1888]
Sampanteny 

2012/09/09