Teny iditra tangitrika (hitrika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Boiboika, fantsitsitra, toy ny fifantsitsiran' ny rano avy ao anaty tany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay jaillissement, comme celui de l'eau sortant d'une fontaine, d'un tuyau, comme celui du sang jaillissant d'une veine [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra tangitrika (hitrika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandentehana zavatra lalina toy ny lefona anaty hazo na anaty tany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de lancer quelque chose dans, comme une lance dans du bois ou dans la terre [Abinal 1888]
Sampanteny 

2012/08/22