Teny iditra tango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanapahana amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana; fanapahana ny tongotra sy ny elatry ny valala [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de couper avec les doigts ou le couteau les feuilles, les herbes qu'on doit faire cuire, d'arracher avec les doigts les pattes et les ailes des sauterelles [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Rahefa tonga ny tango voanjo, mitsahatra iray volana indray ny mpianatra [Andraina: Mitaraina]
Teny nalaina 

Teny iditra tango
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana frantsay coupé [Abinal 1888]

Teny iditra tango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tahon-tsotro andraisana azy; zarana, taho [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay le manche de la cuillère [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] zanatsipika [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tango
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay mena mavokely mangatraka [Rakotonaivo 1993]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Teny iditra tango
Sokajin-teny anarana (lahy)
Famaritana frantsay tangô (karazan-dihy vahiny milanto [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]

2012/06/21