Teny iditra tanibe (tany, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany midadasika be izay andehanana lavitra tsy hita noanoa vao ahitana ranomasina: Misy dimy ny tanibe: i Afrika, i Amerika, i Azia, i Eoropa ary i Oseania [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra kontinanta

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31