Teny iditra |
tanidilatra > tany dilatra
|
Singan-teny | tany ; dilatra |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Tany vonton-drano, fotaka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Limon, terre humide [1.3]
|
Fanazavàna teny malagasy | [ tanidilatra ] Fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ tanidilatra ] Alluvion [1.13]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|