Teny iditra tanika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampangotrahana, fandrahoana, fampiempoana, fampandevonan-ko etona, fanenjehana sy fizohina tsy an-kijanona: Ataovy maty tanika ny laoka fa mafy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay acton de faire bouillir, de faire cuire, de faire évaporer, d'exposer au soleil
¶ action de poursuivre quelqu'un sans relâche [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2011/10/31