Teny iditra tanik' orana
Singan-teny tanika ; orana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Andro migaingaina toa manempotra manambara orana ho avy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Temps lourd, suffocant qui précède l'orage [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/07