Teny iditra tanimanga (tany, manga)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazan-tany azo pondipondena tsara rehefa lena, tsy tantera-drano koa, ka tsara hanaovana biriky na taila [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   clay [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Argile, terre glaise : tuiles, briques cuites [Abinal 1888]
   argile [Hallanger 1974]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   taniditra
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/07/07