Teny iditra tanimbary
Singan-teny tany ; -bary (vary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany anirian' ny vary rehefa avy ketsaina avy eo amin' ny taninketsa, ka eo no ahamasahany sy ijinjana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A ricefield [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rizière [1.3, 1.8, 1.13]
 (toute l'île) (de tany : terre, terrain ; et vary : le riz ). Les rizières aménagées en vue de l'irrigation. [1.196]
Ohatra Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470]
Voambolana 
Ohabolana 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03