Teny iditra tanimboly (tany, voly)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] zarindaina [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay terre cultivée, plantations, jardins (autres que les rizières) [Boiteau 1997]
Ohatra 
1Tanimboly malalaka sy tanimbary midadasika no manodidina azy. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Efa noroahin' ny tompon-tanimboly ety ivelan' ny taniny ireto omby valo lahy sisa. [Andraina: Mitaraina]
Lahatsoratra 

2019/09/11