Teny iditra tanindrana (indrana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny mponina rehetra amin' ny sisin-tany manodidina ny havoana marintampona afovoan' ny Nosy (jereo indrana = sisiny, manolotra ny sisiny) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A dweller in the coastal regions of Madagascar; cf. Tantsiraka [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ceux qui habitent une province autre que celle où l'on se trouve [1.3]
 Habitant des régions côtières de Madagascar; cf. Tantsiraka [1.8]
 Gens de la côte [1.5]
Ohatra 
1Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana [2.298]
2Ny olona izay tsy ato anaty ny Merina, fa indrindra izay monina amy ny sisintany, no atao hoe Tanindrana. [2.48]
3Ary ny Tanindrana avy any antsisin-tany, raha tonga eto Antananarivo dia raisiny tsara; [2.59]
4Efajato na dimanjato taona no efa nifampikasohan' ny Tanindrana tamin' ny Vazaha, ary tany an-tsisin-tany no nisy seranana, varavarana nidiran' ny fandrosoana rehetra, nefa dia nioharan' ny Ambaniandro amin' ny lafiny rehetra ry zareo. [2.471]
Mpanahaka  tambany ~ tantsiraka

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/14