Teny iditra tanindrazana (tany, razana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tany niavian' ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon' ny olona maty any an-tany hafa [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the family's ancestral land; one's home country; the fatherland [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   La patrie, la terre des ancêtres [Abinal 1888]
   le domaine familial; le pays d'où l'on vient; la patrie [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Manina ny tanindrazana aho izany! [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 173]
2Hitanao izao fahasahiranan' ny tanindrazana noho ny ady izao. [Andraina: Mitaraina, takila 151]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/07/07