Teny iditra taniravo (tany, ravo)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] tanimanga, tany mora [Rakotosaona 1972]
   tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [ tany ravo ] white earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [Richardson 1885]
   chalk [Rabearana: Vocabulary]
Famaritana frantsay   terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [Abinal 1888]
Ohatra  
1Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [Callet: Tantara, takila 120]
2toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 147]
Voambolana  

Teny iditra Taniravo (tany, ravo)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Ohatra   Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any Taniravo amy ny Mandiavato [Callet: Tantara, takila 203]
Voambolana  

2014/01/25