Teny iditra tanisa (isa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana amim-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a game of jacks involving counting [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay jeu d'enfants qui consiste à compter tout en jonglant des cailloux; jonglerie [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

2012/09/09