Teny iditra tanisaina (tanisa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tanisa
Tononina tsirairay, lazaina antsipiriany: Tsy hita hotanisaina ny soa nataon' io lehilahy io teto amin' ny fokontany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be enumerated; to be conjugated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on compte en jonglant, qu'on énumère, qu'on conjugue
(grillons) qu'on excite en les faisant danser sur la main et en débitant force menaces [1.3]
 Qu'on énumère; qu'on conjugue [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tanisaina, tanisaiko, tanisainao, tanisainy, tanisaintsika, tanisainay, tanisainareo, tanisain', tanisain-, tanisaim-, tanisai-
Ny lasa : notanisaina, notanisaiko, notanisainao, notanisainy, notanisaintsika, notanisainay, notanisainareo, notanisain', notanisain-, notanisaim-, notanisai-
Ny hoavy : hotanisaina, hotanisaiko, hotanisainao, hotanisainy, hotanisaintsika, hotanisainay, hotanisainareo, hotanisain', hotanisain-, hotanisaim-, hotanisai-
Filaza mandidy : tanisao
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20