Teny iditra | tanjadava | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Singa fototra matanjaka, hazo na vy amin'ny karan'ny tsangan'asa iray [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Longeron, longrine [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |