Teny iditra tankina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Ritra, maina: Mahagaga fa tankina ilay loharano tatsy andrefan-tanàna
¶ Lany: Tankina ny volantsika
¶ Gina, tsy ahitan-teny intsony: Tankina aho nahare ilay vaovao tsy nampoiziko [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Ohatra ny oran-ko ritra
ny oran-ko tankina
tsy mba anjairan-tsarotro hialofana
[Fox: Hainteny, laharana 449]
Teny nalaina 

2013/07/12