Teny iditra tanontanona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona mipetrapetraka eo akaikin' olona mihinana, ka toa mitsiriritra izay haniny, na olona tonga fotsiny hijerijery fa tsy hanao inona na inona [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/10/04