Teny iditra tantavana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana [Rajemisa 1985]
 fitaovana tantera-drano anasarahana ny ranoka sy ny faikany [SLP 1986]
Famaritana frantsay filtre, filtrant [SLP 1986]
Sampanteny 
Mpanahaka  sivana

2012/09/09