Teny iditra tantazana (tanty)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Andrasana hianjera ka raisina eo ambonin' ny tanana velarina na ao anaty zavatra: Tantazo iny baolina iny ~ Tantazo amin' ny satrokao ireto vola madinika ireto
Raisina: Tokony hotantazantsika tsara izay anjara omen' Andriamanitra antsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be collected in a basket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on ramasse dans un panier [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tantazana, tantazako, tantazanao, tantazany, tantazantsika, tantazanay, tantazanareo, tantazan', tantazan-, tantazam-, tantaza-
Ny lasa : notantazana, notantazako, notantazanao, notantazany, notantazantsika, notantazanay, notantazanareo, notantazan', notantazan-, notantazam-, notantaza-
Ny hoavy : hotantazana, hotantazako, hotantazanao, hotantazany, hotantazantsika, hotantazanay, hotantazanareo, hotantazan', hotantazan-, hotantazam-, hotantaza-
Filaza mandidy : tantazo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20