Teny iditra tante
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanala] harona, sobiky kely [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tante
Sokajin-teny   anarana (vavy)
Famaritana frantsay   nenitoa (anabavin-dray, rahavavin-dreny, [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]
Famaritana malagasy   anabavin-dray na rahavavin-dreny; vadin-drahalahin-dray, na anadahin-dreny [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01