Teny iditra tantely amam-bahona
Singan-teny tantely ; amana ; vahona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny soa sy ny ratsy izay indraindray hita mifanila toerana eto amin' ny fiainana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21