Teny iditra tantinivy
Singan-teny tanty ; ivy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tapa-damba kely voazaitra atao eo ambany saokan' ny zazakely hiaro ny akanjony amin' ny iviny raraka lava [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Bavoir [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19