Teny iditra tany dilatra (tany, dilatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tany vonton-drano, fotaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Limon, terre humide [Abinal 1888]
Famaritana malagasy [ tanidilatra ] fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy [SLP 1986]
Famaritana anglisy clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga [Richardson 1885]
Famaritana frantsay [ tanidilatra ] alluvion [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra tany ditra

2016/07/07