Teny iditra tany mainty (tany, mainty)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tany maintimainty ny volony noho ny fatimbiby sy zavamaniry lo hatry ny ela ao anatiny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay terreau [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31