Teny iditra tao (ao)
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  ao

Teny iditra tao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo
¶ Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay travail, action [Rajaonarimanana 1995]
 ¶ taozava-baventy fanodinana: industrie de transformation
¶ taozavatra madinika: petit artisanat [SLP 1986]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra tao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay préparatifs, précaution [Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 

Teny iditra tao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fitondrana [Rakotosaona 1975]

Teny iditra taò
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] ity [Rakotosaona 1975]
Mpitovy hevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31