Teny iditra taokaonty (tao, kaonty)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay comptabilité [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Fianarana iray heveriko fa tena hilain' i Dera aza, dia ny soratendry, sorapohy ary taokaonty. [Andraina: I Vola, takila 16]
Endriteny 
taokaonty
taokaontiko
taokaontinao
taokaontiny
taokaontintsika
taokaontinay
taokaontinareo
taokaontin'
taokaontin-
taokaontim-

2015/03/18