Teny iditra taolambalo (taolana, valo)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ireo taolana valo noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolin'ny sandry sy lanton-tanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo amin'ny tongotra roa avy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the eight bones; i.e. the humerus and radius, and the tibia of each arm and leg. These eight bones are always brought up to Imerina for burial when a person dies in a distant part [Richardson 1885]
   Dry bones (esp. the "eight long bones") brought back to the family tomb. [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   Les huit os, comprenant l'humérus et le radius des deux bras, le fémur et le tibia des deux jambes (qu'on rapporte de loin pour être enterrés dans le tombeau de famille). [Abinal 1888]
   Les ossements d'un défunt mort au [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
   Ossements (surtout les os des bras et des jambes) ramenés dans le tombeau familial. [Hallanger 1974]
Ohatra   na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [Rahajarizafy: Filozofia, takila 117]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra Taolambalo
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy   jereo Andriamalala: Taolambalo
Mpanoratra  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/19